# sy (news sources) — RSS Amplifier

Recent posts from the 1 feeds in the RSS Amplifier directory that cover sy.

Page: <https://rssamplifier.com/topics/sy/news>  
Feed: <https://rssamplifier.com/topics/sy/news.md>

---

## [&#8220;Ligue des Champions 2026&#8221; : Ao Côte d’or, Maurice, ny lalaon&#8217;ny CFFA sy ny Lijabatho](https://newsmada.com/2026/08/21/ligue-des-champions-2026-ao-cote-dor-maurice-ny-lalaonny-cffa-sy-ny-lijabatho/)

_2026-08-21 · Adnews · Newsmada_

Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des Champions Caf». Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny klioba CFFA Andohara­no­fotsy, omaly, fa ao Maurice no handraisan’izy ireo ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i \[…\]

## [ASIEF – Fifidianana naverina: Mbola lany ho filoha i John Love](https://newsmada.com/2026/08/21/asief-fifidianana-naverina-mbola-lany-ho-filoha-i-john-love/)

_2026-08-21 · Adnews · Newsmada_

Voafidy ho filohan’ny Fi­kambanana misahana ny fa­natanjahantena iraisan’ny mi­nisitera sy ny andrimpanjakana na Asief (Association sportive interministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) indray Andrianarison Botosera Jean Aimé (John Love). No­tan­terahina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina izany, omaly. Tsiahivina fa naverina ity fifidianana ity noho ny fangatahan’ny maro izay…

## [Fahasalamana: Arahi-maso ireo avy any amin’ny firenena ahitana ebola](https://newsmada.com/2026/08/21/fahasalamana-arahi-maso-ireo-avy-any-aminny-firenena-ahitana-ebola/)

_2026-08-21 · Adnews · Newsmada_

Araka ny naoty iraisan’ny minisitera laharana faha-569 momba ny fanamafisana ny fe­petra ara-pahalasamana eny amin’ny sisintany, voarara vonjimaika ny fidiran’ireo vahiny eto amin’ny tanin’i Mada­ga­sikara raha toa ka nandalo tany amin’ireo firenena voakasiky ny valanaretina ebola tao anatin’ny 21 andro. Ho fisorohana ny mety hidiran’io aretina io eto amintsika izany. \[…\]

## [Voka-panadinana bakalorea : 39,21% ny taham-pahombiazana ho an’i Toliara, 51,57% ho an’i Toamasina](https://newsmada.com/2026/08/21/voka-panadinana-bakalorea-3921-ny-taham-pahombiazana-ho-ani-toliara-5157-ho-ani-toamasina/)

_2026-08-21 · Adnews · Newsmada_

Raha ny vokatra ofisialy ho an’ny fanadinam-panjakana bakalorea efa nivoaka hatramin’ny omaly, ny tany Toliara no ambany indrindra ny taham-pahafahana. Mbola andrasana ny eto Antananarivo sy Antsiranana. Nivoaka omaly ny voka-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’i Tolia­ra, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitantana ny oniversite any an-toerana. Miisa 29 144 ireo \[…\]

## [Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy](https://newsmada.com/2026/08/21/fanabeazana-sy-kolo-saina-nahay-nihaino-ny-malagasy/)

_2026-08-21 · Adnews · Newsmada_

Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino ny manodidina azy. Avy amin’izany no nahalalany fa henoina ihany koa izy, hany ka tsy niteniteny foana. Ho an’ny vanim-potoanan’ny ankehitriny, mihevi-tena ho tsy misy maheno ve ny mpanakanto sy ny \[…\]

## [Fitaterana : Ho hentitra ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana](https://newsmada.com/2026/08/20/fitaterana-ho-hentitra-ny-lalana-mifehy-ny-fifamoivoizana/)

_2026-08-20 · Adnews · Newsmada_

Ialohavan’ny fanentanana ny sazy, araka ny fanamba­rana sy fampahafantarana. Nampitovy tadin-dokanga eo amin’ny fanajana ny lalàn’ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra misa­hana izany. Handray fepetra hentitra ny minisiteran’ny Fitaterana sy ireo rantsamangaikany, ahitana ny avy amin’ ny Antokondraharaha momba ny fitaterana an-tanety sy ny avy amin’ny DSPAR. Mana­mpy azy \[…\]

## [Antenimierampirenena : Notsidihin&#8217;ny delegasionina frantsay](https://newsmada.com/2026/08/20/antenimierampirenena-notsidihinny-delegasionina-frantsay/)

_2026-08-20 · Adnews · Newsmada_

Nanatanteraka fitsidi­hana ara-pomba fifanajana teny amin’ny An­tenimierampirenena, Tsimba­zaza, ny delegasionin’ny An­teni­mierampirenena frantsay, notarihan’ny filohan’ny vaomieran’ny raharaham-bahiny, i Bruno Fuchs, afakomaly. Niara-dalana taminy ny mpanolotsaina ara-diplaomatika sy ny tomponandraikitra am­bony ao amin’ny Masoivoho frantsay eto Madagasikara. Ny fifandraisan’i Madagasi­kara sy i…

## [Fiverenana ifotony : Lany andro mifampitsikera ny Malagasy](https://newsmada.com/2026/08/20/fiverenana-ifotony-lany-andro-mifampitsikera-ny-malagasy/)

_2026-08-20 · Adnews · Newsmada_

Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Mala­gasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. An­kehitriny,…

## [« Tapôlaka Glady Timeless” : Hampiainana ny sanga­na­san’i Rossy ranoiray](https://newsmada.com/2026/08/20/tapolaka-glady-timeless-hampiainana-ny-sanganasani-rossy-ranoiray/)

_2026-08-20 · Adnews · Newsmada_

Anatin’ny fanomanana faramparany ny ekipa. Efa mipetrapetraka, saingy mbola maro ny pitsopitsony, satria goavana ny hetsika homanina. Tsikaritra izany nandritra ny fitsidihana sady fihaonan’i Rossy sy ny ekipany tamin’ny mpanao ga­zety, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­ma­sina, omaly. Ao no hanatontosana ilay “Tapôlaka Glady Timeless”, ny sabotsy 22 aogositra izao, hanomboka \[…\]

## [100,000 Bonus Points Await You (Sponsored)](https://crawlproof.com/a/mdodVPTfqxGA)

_2026-08-20 · **Sponsored**_

Earn 100,000 bonus points after spending $5,000 in the first 3 months.

## [INDRAY MIJERY](https://newsmada.com/2026/08/20/indray-mijery-832/)

_2026-08-20 · Adnews · Newsmada_

Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’­ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vonto­vorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro \[…\]

