Ialohavan’ny fanentanana ny sazy, araka ny fanambarana sy fampahafantarana. Nampitovy tadin-dokanga eo amin’ny fanajana ny lalàn’ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra misahana izany. Handray fepetra hentitra ny minisiteran’ny Fitaterana sy ireo rantsamangaikany, ahitana ny avy amin’ ny Antokondraharaha momba ny fitaterana an-tanety sy ny avy amin’ny DSPAR. Manampy azy […]
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, ny delegasionin’ny Antenimierampirenena frantsay, notarihan’ny filohan’ny vaomieran’ny raharaham-bahiny, i Bruno Fuchs, afakomaly. Niara-dalana taminy ny mpanolotsaina ara-diplaomatika sy ny tomponandraikitra ambony ao amin’ny Masoivoho frantsay eto Madagasikara. Ny fifandraisan’i Madagasikara sy i…
Manomboka mifoha ireo natoritory. Mipoitra ny atsy, miseho ny aroa. Samy manatanteraka hetsika ho fampahafantarana ny kolontsaina sy ny zavakanto ary ireo fomba amam-panao niainan’ny Malagasy fahiny. Mitombo isa mifanindran-dalana amin’izay ihany koa ny fifampitsikerana. Tranga mifanohitra tanteraka amin’itsy tanjona tratrarina. Fahiny, nahay nifanohana sy niray hina ny Malagasy. Ankehitriny,…
Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vontovorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro […]